Deuteronomy 33:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandry fehizay Israely, mitokana irery ny loharanon’i Jakoba ao amin’ny tany be vary sy ranom-boaloboka; eny, mampilatsaka ando ny lanitra eo amboniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry feizay i Israely; miboiboika miavaka ny loharanon’i Jakôba, ao amin’ny tany be vary aman-divay, ary ny lanitra ao aminy mampitsororoka ny ranonando.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandry feizay ny Israelita; monina milamina ny taranak’i Jakôba eo amin’ny tany be vary sy divay, tany izay ipariahan’ny andon’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary mandry fahizay Isiraely, Mitokana irery ny loharanon'i Jakoba Ao amin'ny tany be vary sy ranom-boaloboka, Eny, mampilatsaka ando ny lanitra eo amboniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandry fehizay Israely, mitokana irery ny loharanon’i Jakoba ao amin’ny tany be vary sy ranom-boaloboka; eny, mampilatsaka ando ny lanitra eo amboniny.
malagasy
Ary mandry fahizay Isiraely, Mitokana irery ny loharanon'i Jakoba Ao amin'ny tany be vary sy ranom-boaloboka, Eny, mampilatsaka ando ny lanitra eo amboniny.Sambatra ianao, ry Isiraely; Iza no tahaka anao, ry olona voavonjin'i Jehovah, Ampingan'ny famonjena anao sy sabatry ny voninahitrao! Hikoy anao ny fahavalonao. Ary ianao handia ny fitoerany avo.