Deuteronomy 33:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tia ireo firenena Izy; eo an-tananao avokoa ny masiny rehetra; miankohoka eo an-tongotrao ireo ka samy mandray amin’ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiany koa ny vahoaka, eo an-tananao avokoa ny masiny rehetra, mipetraka ao an-tongotrao izy ireo, ary samy mandray ny teninao avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tia ireo fokon’i Israely ianao, ry Tompo! Ambany fifehezanao avokoa ny olona voatokana ho Anao; miankohoka eo an-tongotrao ireo ka samy mandray ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Eny, tia ireo firenena Izy; Eo an-tananao avokoa ny masiny rehetra; Miandry eo anilan'ny tongotrao ireo Ka samy mandray amin'ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tia ireo firenena Izy; eo an-tananao avokoa ny masiny rehetra; miankohoka eo an-tongotrao ireo ka samy mandray amin’ny teninao.
malagasy
Eny, tia ireo firenena Izy; Eo an-tananao avokoa ny masiny rehetra; Miandry eo anilan'ny tongotrao ireo Ka samy mandray amin'ny teninao.