Deuteronomy 33:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga mpanjakan’i Jesoròna Izy, rehefa tafangona ny lehiben’ny vahoaka sy ny fokon’Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga mpanjaka ao amin’i Jesoròna izy, nony nivory ny lohan’ny vahoaka mbamin’ny fokon’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tonga mpanjakan’i Jesoròna ny Tompo fony tafangona ny lehiben’ny vahoaka mbamin’ireo foko israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga mpanjakan'i Jesorona Izy, Rehefa tafangona ny lehiben'ny vahoaka Sy ny firenen'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga mpanjakan’i Jesoròna Izy, rehefa tafangona ny lehiben’ny vahoaka sy ny fokon’Israely rehetra.
malagasy
Ary tonga mpanjakan'i Jesorona Izy, Rehefa tafangona ny lehiben'ny vahoaka Sy ny firenen'Isiraely rehetra.