Deuteronomy 33:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’i Levy dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin’ny olonao mahatoky anao, izay nozahanao toetra tao Masa sy nifamalianao tao amin’ny ranon’i Meriba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’i Levì dia hoy izy: «Ny Orimanao sy ny Tomimanao dia amin’ny olonao masina, izay nozahanao toetra tao Masà izay nifamalianao tao amin’ny ranon’i Meribà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny taranak’i Levỳ, dia hoy i Mosesy hoe: «Tompo ô, ny Orîmanao sy Tomîmanao dia nankininao amin’ireto olona mahatoky Anao ireto, izay efa nozahanao toetra tany Masà sy nanarinao mafy teo amin’ny ranon’i Meribà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'i LEVY dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin'ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin'ny ranon'i Meriba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’i Levy dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao* dia amin’ny olonao mahatoky anao, izay nozahanao toetra tao Masa sy nifamalianao tao amin’ny ranon’i Meriba,
malagasy
Ary ny amin'i LEVY dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin'ny olonao masina. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin'ny ranon'i Meriba,