Deuteronomy 34:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy mpaminany tahaka an’i Mosesy intsony niseho teo amin’ny Israely, izay fantatry NY TOMPO nifanatrika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy mpaminany nitsangana teo amin’i Israely intsony sahala amin’i Môizy izay fantatr’i Iaveh mifanatrika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’i Israely, dia tsy mba nisy intsony mpaminany tahaka an’i Mosesy, izay fantatry ny TOMPO nifanatrika.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy mpaminany intsony niseho teo amin'ny Isiraely tahaka an'i Mosesy, izay fantatr'i Jehovah nifanatrika
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy mpaminany tahaka an’i Mosesy intsony niseho teo amin’ny Israely, izay fantatry NY TOMPO nifanatrika,
malagasy
Ary tsy nisy mpaminany intsony niseho teo amin'ny Isiraely tahaka an'i Mosesy, izay fantatr'i Jehovah nifanatrika