Deuteronomy 34:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan’NY TOMPO azy mba hataony tany Ejipta tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny amin’ny famantarana amam-pahagagana nanirahan’i Iaveh azy tany Ejipta, hanaovany izany tamin’i Faraôna sy ny mpanompony mbamin’ny taniny rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy manan-tsahala i Mosesy satria izy no nirahin’ny TOMPO tany Ejipta hanao famantarana sy zava-mahagaga isan-karazany teo anatrehan’ny Farao sy ny tandapany ary ny taniny manontolo;
Malagasy Bible 1865
tamin'ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan'i Jehovah azy mba hataony tany Egypta tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan’NY TOMPO azy mba hataony tany Ejipta tamin’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra;
malagasy
tamin'ny famantarana rehetra sy ny fahagagana, izay nanirahan'i Jehovah azy mba hataony tany Egypta tamin'i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetraary tamin'ny herin-tanana rehetra sy ny fampahatahorana lehibe rehetra, izay nasehon'i Mosesy teo imason'ny Isiraely rehetra.