Deuteronomy 34:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tamin’ny tanana mahery sy ny asa lehibe sady mahatahotra, izay nasehon’i Mosesy teo imason’ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny amin’ny tanany mahery rehetra aman-java-mahatahotra rehetra izay vitan’i Môizy teo imason’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tanana ombàn-kery no nanaovan’i Mosesy an’ireny zavatra goavana sy mampahatahotra isan-karazany ireny, teo imason’ny Israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary tamin'ny herin-tanana rehetra sy ny fampahatahorana lehibe rehetra, izay nasehon'i Mosesy teo imason'ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tamin’ny tanana mahery sy ny asa lehibe sady mahatahotra, izay nasehon’i Mosesy teo imason’ny Israely rehetra.
malagasy
ary tamin'ny herin-tanana rehetra sy ny fampahatahorana lehibe rehetra, izay nasehon'i Mosesy teo imason'ny Isiraely rehetra.