Deuteronomy 34:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Naftaly manontolo, ny tanin’i Efraima sy i Manase, ny tanin’i Joda manontolo hatramin’ny ranomasina andrefana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nasehon’i Iaveh azy avokoa ny tany rehetra dia i Galaada hatrany Dana; i Neftalì rehetra mbamin’ny tanin’i Efraima sy i Manase, ny tanin’i Jodà rehetra, hatramin’ny ranomasina andrefana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny faritr’i Naftalỳ manontolo; ny tanin-dry i Efraîma sy i Manase; ny tanin’i Joda manontolo tafapaka hatrany amin’ny Ranomasina Mediteranea;
Malagasy Bible 1865
sy Naftaly rehetra sy ny tanin'ny Efraima sy ny Manase sy ny tanin'ny Joda rehetra hatramin'ny ranomasina andrefana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Naftaly manontolo, ny tanin’i Efraima sy i Manase, ny tanin’i Joda manontolo hatramin’ny ranomasina andrefana
malagasy
sy Naftaly rehetra sy ny tanin'ny Efraima sy ny Manase sy ny tanin'ny Joda rehetra hatramin'ny ranomasina andrefana