Deuteronomy 34:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Negeva sy ny ao amin’ny lohasahan’i Jeriko, tanàna be palma, hatrany Zoara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Negeba, ny faritanin’i Jordany, ny lohasahan’i Jerikao; dia ny tanànan’ny rofia, hatrany Segôra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny faritr’i Negeba; ary, ao amin’ny lohasahan’i Jôrdàna, ny faritanin’i Jerikao (tanàna be rofia), faritany izay tafapaka hatrany Tsôhara.
Malagasy Bible 1865
ary ny tany atsimo sy ny ao amin'ny lohasahan'i Jeriko, tanàna be rofia hatrany Zoara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Negeva sy ny ao amin’ny lohasahan’i Jeriko, tanàna be palma, hatrany Zoara.
malagasy
ary ny tany atsimo sy ny ao amin'ny lohasahan'i Jeriko, tanàna be rofia hatrany Zoara.