Deuteronomy 34:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO taminy: Io no tany izay nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izy; nataoko mahita azy ny masonao, nefa tsy ho tafita ho tonga eny ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh taminy: «Io no tany izay nianianako tamin’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba hoe: Homeko ny taranakao izany. Nataoko nahita maso azy ianao, nefa tsy hiditra eny ianao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Io tany io no nampanantenaiko ombàm-pianianana tamin’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba, fony ireo nilazako hoe: «Homeko ny taranakareo ity tany ity.» Nataoko nahita maso azy ianao, nefa tsy ho tafita eny.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah taminy: Io no tany izay nianianako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izy; nataoko mahita azy ny masonao, nefa tsy ho tafita ho tonga eny ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO taminy: Io no tany izay nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary i Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izy; nataoko mahita azy ny masonao, nefa tsy ho tafita ho tonga eny ianao.
malagasy
Dia hoy Jehovah taminy: Io no tany izay nianianako tamin'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Homeko ny taranakao izy; nataoko mahita azy ny masonao, nefa tsy ho tafita ho tonga eny ianao.