Deuteronomy 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, dia maty teo amin’ny tany Moaba araka ny tenin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo no nahafatesan’i Môizy, mpanompon’i Iaveh, dia teo amin’ny tanin’i Moaba, araka ny didin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no nahafatesan’i Mosesy, ilay mpanompon’ny TOMPO, dia teo amin’ny tany Môaba araka ny tenin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy, mpanompon'i Jehovah, dia maty teo amin'ny tany Moaba araka ny tenin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy, mpanompon’NY TOMPO, dia maty teo amin’ny tany Moaba araka ny tenin’NY TOMPO.
malagasy
Ary Mosesy, mpanompon'i Jehovah, dia maty teo amin'ny tany Moaba araka ny tenin'i Jehovah.