Deuteronomy 34:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naleviny tao an-dohasaha tao amin’ny tany Moaba, tandrifin’i Bety-Peora, izy. Tsy misy olona mahafantatra ny fasany mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalevina teo an-dohasaha, amin’ny tanin’i Moaba, tandrifin’i Bety-Fogôra izy. Ary tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalevin’Andriamanitra teo an-dohasaha, tao amin’ny tany Môaba, tandrifin’i Bety-Pehôra izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin'ny tany Moaba, tandrifin'i Beti-peora, izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naleviny tao an-dohasaha tao amin’ny tany Moaba, tandrifin’i Bety-Peora, izy. Tsy misy olona mahafantatra ny fasany mandraka androany.
malagasy
Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin'ny tany Moaba, tandrifin'i Beti-peora, izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.