Deuteronomy 34:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa roapolo amby zato taona i Mosesy vao maty; tsy pahina ny masony na nihena ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa roapolo amby zato taona i Môizy no maty, nefa ny fahiratany tsy nihena, ny tanjany tsy niala taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa 120 taona i Mosesy no maty; ary tsy pahina ny masony na nihena ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Efa roa-polo amby zato taona Mosesy vao maty; ary tsy pahina ny masony, na nihena ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa roapolo amby zato taona i Mosesy vao maty; tsy pahina ny masony na nihena ny heriny.
malagasy
Efa roa-polo amby zato taona Mosesy vao maty; ary tsy pahina ny masony, na nihena ny heriny.