Deuteronomy 34:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisaona an’i Mosesy nandritra ny telopolo andro teo amin’ny tany ngazana any Moaba ny Zanak’Israely; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisaona an’i Môizy telopolo andro tao amin’ny tany lemak’i Moaba ny zanak’i Israely ka tapitra ny andro fitomaniana tamin’ny fisaonana an’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitomanian’ny Israelita teo amin’ny lemak’i Môaba i Mosesy, nandritra ny telopolo andro nanatontosana ny fisaonana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nisaona an'i Mosesy telo-polo andro teo Arbota-moaba; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisaona an’i Mosesy nandritra ny telopolo andro teo amin’ny tany ngazana any Moaba ny Zanak’Israely; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an’i Mosesy.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nisaona an'i Mosesy telo-polo andro teo Arbota-moaba; dia tapitra ny andro fitomaniana nisaonana an'i Mosesy.