Deuteronomy 4:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny taminareo avy teo afovoan’ny afo NY TOMPO; feon’ny teny ihany no renareo fa tsy nahita endrika akory ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao niteny taminareo tao anatin’ny afo i Iaveh, ka renareo ny feony miteny, fa tsy hitanareo endrika Izy; feo ihany no renareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tao anatin’ny afo ny TOMPO no niteny taminareo, ka nandre Azy niteny ianareo fa tsy nahita endrika Azy akory; feo no hany renareo.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny taminareo teo amin'ny afo Jehovah; ny teny ihany no renareo, fa tsy nahita endrika akory ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny taminareo avy teo afovoan’ny afo NY TOMPO; feon’ny teny ihany no renareo fa tsy nahita endrika akory ianareo.
malagasy
Dia niteny taminareo teo amin'ny afo Jehovah; ny teny ihany no renareo, fa tsy nahita endrika akory ianareo.