Deuteronomy 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nambarany taminareo ny fanekeny, izay nataony didy mba harahinareo, dia ny Teny Folo na ny Didy Folo izany; ary nosoratany teo amin’ny vato fisaka roa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namoaka ny fanekeny izay nodidiany hotandremanareo Izy, dia ny Didy Folo; ary nosoratany tamin’ny takelaka vato roa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nambarany taminareo ny fanekempihavanany, izay nodidiany harahinareo, dia ny didy folo; ary nosoratany teo amin’ny takela-bato anankiroa ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nambarany taminareo ny fanekeny, izay nandidiany anareo harahina, dia ny Didy Folo ary nosoratany teo amin'ny vato fisaka roa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nambarany taminareo ny fanekeny, izay nataony didy mba harahinareo, dia ny Teny Folo na ny Didy Folo izany; ary nosoratany teo amin’ny vato fisaka roa ireo.
malagasy
Dia nambarany taminareo ny fanekeny, izay nandidiany anareo harahina, dia ny Didy Folo ary nosoratany teo amin'ny vato fisaka roa ireo.