Deuteronomy 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tandremo manao ratsy ianareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka izay endri-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sao dia miharatsy ianareo, ka manao sarin-javatra voasikotra ho anareo, dia sarin-tsampy na inona na inona izany: sarin-dehilahy na vehivavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema fandrao hihasimba toetra ianareo ka hanao sarin-javatra voasokitra ho sampinareo, dia izay sarin-javatra rehetra miendrika andriamanitra, na sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,
Malagasy Bible 1865
fandrao manao ratsy ianareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka izay endri-javatra na inona na inona, dia sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tandremo manao ratsy ianareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka izay endri-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,
malagasy
fandrao manao ratsy ianareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka izay endri-javatra na inona na inona, dia sarin-dehilahy, na sarim-behivavy,