Deuteronomy 4:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na sarim-biby mandady na mikisaka amin’ny tany, na sarin’ny hazandrano any anaty rano ambanin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sarim-biby mandady amin’ny tany, sarin-kazandrano mivelona anaty rano ambanin’ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na sarim-biby mikisaka amin’ny tany, na sarin-trondro mivelona anaty rano any ambany any.
Malagasy Bible 1865
na sarim-biby mandady na mikisaka amin'ny tany, na sarin-kazandrano izay ao amin'ny rano ambanin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na sarim-biby mandady na mikisaka amin’ny tany, na sarin’ny hazandrano any anaty rano ambanin’ny tany;
malagasy
na sarim-biby mandady na mikisaka amin'ny tany, na sarin-kazandrano izay ao amin'ny rano ambanin'ny tany.