Deuteronomy 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manampy izay andidiako anareo, na manala amin’izany akory, fa tandremo ny didin’i Iaveh Andriamanitrareo, izay handidiako anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo ary aza anesorana; fa tandremo ny didin’ny TOMPO Andriamanitrareo, izay ampitaiko aminareo.
Malagasy Bible 1865
Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin’NY TOMPO Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
malagasy
Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.