Deuteronomy 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo no nalain’NY TOMPO ka noentiny niala avy tao amin’ny memy fandrendreham-by, avy tany Ejipta, mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ianareo, dia nalain’i Iaveh ka nentiny nivoaka avy tao amin’ny memy fandrendreham-by, dia tany Ejipta, mba ho tonga ilay vahoaka voatokana ho lovany tahaka izao ankehitriny izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo kosa dia nalain’ny TOMPO ka nentiny niala avy tao amin’ny memy fandrendreham-by, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho vahoaka voatokana ho azy tahaka ny amin’izao anio izao.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo no nalain'i Jehovah ka nentiny nivoaka avy tao amin'ny memy fandrendreham-by (dia avy tany Egypta) mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin'izao anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo no nalain’NY TOMPO ka noentiny niala avy tao amin’ny memy fandrendreham-by, avy tany Ejipta, mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin’izao anio izao.
malagasy
Fa ianareo no nalain'i Jehovah ka nentiny nivoaka avy tao amin'ny memy fandrendreham-by (dia avy tany Egypta) mba ho firenena ho Azy tahaka ny amin'izao anio izao.