Deuteronomy 4:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra tamiko NY TOMPO noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an’i Jordana aho, na hiditra any amin’ny tany soa izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tezitra tamiko i Iaveh noho ny aminareo, ka nianiana Izy fa tsy hita an’i Jordany aho, ary tsy hiditra any amin’ny tany soa omen’i Iaveh Andriamanitrao anao ho lovanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tezitra tamiko ny TOMPO noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an’i Jôrdàna aho, na hiditra any amin’ny tany soa izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho fanananareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah dia tezitra tamiko noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an'i Jordana aho, na hiditra any amin'ny tany soa izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra tamiko NY TOMPO noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an’i Jordana aho, na hiditra any amin’ny tany soa izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao.
malagasy
Ary Jehovah dia tezitra tamiko noho ny aminareo ka nianiana fa tsy hita an'i Jordana aho, na hiditra any amin'ny tany soa izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.