Deuteronomy 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia ho faty eto amin’ity tany ity fa tsy hita an’i Jordana; fa ianareo kosa no hita ka handova izany tany soa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho faty amin’ity tany ity aho, fa tsy hìta an’i Jordany, fa ianareo no hìta azy, sy hanana izany tany soa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faty amin’ity faritany ity aho fa tsy hita an’i Jôrdàna; ianareo kosa no hita azy ka hanana izany tany soa izany.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho ho faty amin'ity tany ity, fa tsy hita an'i Jordana; fa ianareo kosa no hita ka handova izany tany soa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia ho faty eto amin’ity tany ity fa tsy hita an’i Jordana; fa ianareo kosa no hita ka handova izany tany soa izany.
malagasy
Fa izaho ho faty amin'ity tany ity, fa tsy hita an'i Jordana; fa ianareo kosa no hita ka handova izany tany soa izany.