Deuteronomy 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema ianareo, fandrao manadino ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo izay nataony taminareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka ny endriky ny zavatra rehetra izay nandraran’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema tena ianareo, mba tsy hanadino ny fanekena nataon’i Iaveh Andriamanitrareo taminareo, sy tsy hanao sarin-javatra voasikotra ho anareo, dia ny sarin-javatra na inona na inona, nandraran’i Iaveh Andriamanitrareo anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema ianareo fandrao manadino ny fanekempihavanana nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo taminareo, ka manao sarin-javatra voasokitra ho sampinareo, araka ny endriky ny zavatra rehetra izay efa nandraran’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema ianareo, fandrao manadino ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo izay nataony taminareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka ny endriky ny zavatra izay efa nandraran'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema ianareo, fandrao manadino ny faneken’NY TOMPO Andriamanitrareo izay nataony taminareo ka manao sarin-javatra voasokitra ho anareo, araka ny endriky ny zavatra rehetra izay nandraran’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy