Deuteronomy 4:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona fa vetivety foana dia ho fongotra tsy ho ao amin’ny tany izay alehanareo hita an’i Jordana holovana tokoa ianareo; tsy ho maro andro eo ianareo fa haringana tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia miantso ny tany aman-danitra aho anio ho vavolombelona hiampanga anareo, fa vetivety foana ianareo, dia ho fongotra eo amin’ny tany izay halehanareo hakanareo azy ho fanananareo, amin’ny fitànareo an’i Jordany; tsy ho lava andro eo ianareo, fa haringana mihitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manao izany ianareo, dia miantso ny lanitra sy ny tany ho vavolombelona aho anio no manambara fa vetivety foana dia ho fongotra tokoa ianareo tsy ho eo amin’ny tany izay efa hiampitanareo an’i Jôrdàna mba halainareo ho fananana; tsy ho maro andro honenana eo ianareo, fa haringana tokoa.
Malagasy Bible 1865
dia miantso ny lanitra sy ny tany ho vavolombelona aho anio fa vetivety foana dia ho fongotra tokoa ianareo tsy ho eo amin'ny tany izay alehanareo hita an'i Jordana holovana; tsy ho maro andro eo ianareo, fa haringana tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona fa vetivety foana dia ho fongotra tsy ho ao amin’ny tany izay alehanareo hita an’i Jordana holovana tokoa ianareo; tsy ho maro andro eo ianareo fa haringana tokoa.
malagasy