Deuteronomy 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampiely anareo any amin’ny firenen-tsamihafa NY TOMPO ka ho tonga olom-bitsy izay sisa aminareo any amin’ny firenen-tsamihafa izay hitondran’NY TOMPO anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haelin’i Iaveh any amin’ny firenena ianareo, ka ho olom-bitsy any afovoan’ny firenena hitondran’i Iaveh anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haelin’ny TOMPO any amin’ny firenen-tsamy hafa ianareo; ho tonga olom-bitsy izay sisa aminareo any amin’ny firenen-tsamy hafa izay hitondran’ny TOMPO anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah hampiely anareo any amin'ny firenen-tsamy hafa; ary ho tonga olom-bitsy izay sisa aminareo any amin'ny firenen-tsamy hafa izay hitondran'i Jehovah anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampiely anareo any amin’ny firenen-tsamihafa NY TOMPO ka ho tonga olom-bitsy izay sisa aminareo any amin’ny firenen-tsamihafa izay hitondran’NY TOMPO anareo.
malagasy
Ary Jehovah hampiely anareo any amin'ny firenen-tsamy hafa; ary ho tonga olom-bitsy izay sisa aminareo any amin'ny firenen-tsamy hafa izay hitondran'i Jehovah anareo.