Deuteronomy 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any no hanompoanareo andriamanitra izay asan-tanan’olona, dia vato aman-kazo tsy mahita, na mandre, na mihinana, na manimbolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asan-tanan’olombelona no andriamanitra hotompoinareo any, dia vato aman-kazo izay tsy mahita, na mandre na mihinana na manimbolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asan-tanan’olombelona no andriamanitra hotompoinareo any, dia vato aman-kazo izay tsy mahita na mandre na mihinana na manimbolo.
Malagasy Bible 1865
Ary any no hanompoanareo andriamanitra asan'ny tànan'olona, dia vato aman-kazo, izay tsy mahita, na mandre, na mihinana, na manimbolo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any no hanompoanareo andriamanitra izay asan-tanan’olona, dia vato aman-kazo tsy mahita, na mandre, na mihinana, na manimbolo.
malagasy
Ary any no hanompoanareo andriamanitra asan'ny tànan'olona, dia vato aman-kazo, izay tsy mahita, na mandre, na mihinana, na manimbolo.