Deuteronomy 4:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any ianao no hitady NY TOMPO Andriamanitrao ka hahita Azy raha mitady Azy amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any ianao hitady an’i Iaveh Andriamanitrao, ka hahita Azy ianao raha mitady Azy amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa any ianareo no hitady an’ilay TOMPO Andriamanitrareo ka hahita Azy, raha mitady Azy amin’ny fonareo manontolo sy amin’ny fanahinareo manontolo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa any ianao no hitady an'i Jehovah Andriamanitrao ka hahita Azy, raha mitady Azy amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any ianao no hitady NY TOMPO Andriamanitrao ka hahita Azy raha mitady Azy amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo.
malagasy
Kanefa any ianao no hitady an'i Jehovah Andriamanitrao ka hahita Azy, raha mitady Azy amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra.