Deuteronomy 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nahita izay nataon’NY TOMPO noho ny tamin’i Baala-Peora ny masonareo; fa ny olona rehetra izay nanaraka an’i Baala-Peora dia naringan’NY TOMPO Andriamanitrao tsy ho eo aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Masonareo no nahita ny nataon’i Iaveh, noho ny amin’i Baala-Fogôra. Naringan’i Iaveh teo afovoanareo avokoa izay rehetra nanaraka an’i Baala-Fogôra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nahita maso izay nataon’ny TOMPO noho ny amin’ilay Bahala tao Pehôra ianareo; fa ny olona rehetra nanompo an’io Bahala io taminareo, dia naringan’ny TOMPO Andriamanitrareo tsy ho eo aminareo intsony.
Malagasy Bible 1865
Ny masonareo efa nahita izay nataon'i Jehovah noho ny tamin'i Bala-peora; fa ny olona rehetra izay nanaraka an'i Bala-peora dia naringan'i Jehovah Andriamanitrao tsy ho eo aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nahita izay nataon’NY TOMPO noho ny tamin’i Baala-Peora ny masonareo; fa ny olona rehetra izay nanaraka an’i Baala-Peora dia naringan’NY TOMPO Andriamanitrao tsy ho eo aminao.
malagasy
Ny masonareo efa nahita izay nataon'i Jehovah noho ny tamin'i Bala-peora; fa ny olona rehetra izay nanaraka an'i Bala-peora dia naringan'i Jehovah Andriamanitrao tsy ho eo aminao.