Deuteronomy 4:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha azom-pahoriana ianao, fa manjo anao ireo zavatra rehetra ireo, dia hiverina amin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao any am-parany ka hihaino ny feony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao anatin’ny fahoriana manjò anao, rehefa zoin’ireo zavatra rehetra ireo ianao any amin’ny andro farany any, dia hiverina amin’i Iaveh Andriamanitrao ianao, ka hihaino ny feony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hiharan’ireo zavatra rehetra voalazako ireo ianareo any am-parany any ka hozoim-pahoriana, dia hiverina amin’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo ka hihaino indray ny feony;
Malagasy Bible 1865
Raha azom-pahoriana ianao, fa manjo anao ireo zavatra rehetra ireo, dia hiverina amin'i Jehovah Andriamanitrao ianao any am-parany ka hihaino ny feony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha azom-pahoriana ianao, fa manjo anao ireo zavatra rehetra ireo, dia hiverina amin’NY TOMPO Andriamanitrao ianao any am-parany ka hihaino ny feony;
malagasy
Raha azom-pahoriana ianao, fa manjo anao ireo zavatra rehetra ireo, dia hiverina amin'i Jehovah Andriamanitrao ianao any am-parany ka hihaino ny feony;