Deuteronomy 4:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Andriamanitra mamindra fo NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino ny fanekena tamin’ny razanao, izay efa nianianany taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Andriamanitra mamindra fo i Iaveh Andriamanitrao, ka tsy hahafoy anao na handringana anao; tsy hanadino ny fanekeny tamin’ny razanao, izay efa nianianany taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Andriamanitra mamindrafo ilay TOMPO Andriamanitrareo, ka tsy hahafoy anareo na handringana tanteraka anareo na hanadino ny fanekempihavanana izay efa nianianany tamin’ny razambenareo.
Malagasy Bible 1865
fa Andriamanitra mamindra fo Jehovah Andriamanitrao ka tsy hahafoy anao, na handringana anao, na hanadino ny fanekena tamin'ny razanao, izay efa nianianany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Andriamanitra mamindra fo NY TOMPO Andriamanitrao ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino ny fanekena tamin’ny razanao, izay efa nianianany taminy.
malagasy
fa Andriamanitra mamindra fo Jehovah Andriamanitrao ka tsy hahafoy anao, na handringana anao, na hanadino ny fanekena tamin'ny razanao, izay efa nianianany taminy.