Deuteronomy 4:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa efa nisy firenena nandre ny feon’Andriamanitra niteny avy tao amin’ny afo, tahaka izay renao va, nefa velona ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vahoaka aiza no efa nandre ny feon’Andriamanitra niteny tao anatin’ny afo toy ny efa renareo, ka mbola velona ihany izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa efa nisy ve firenena nandre ny feon’Andriamanitra niteny tao anatin’ny afo, tahaka ny efa renareo ka mbola velona ihany?
Malagasy Bible 1865
Moa efa nisy firenena nandre ny feon'Andriamanitra niteny tao amin'ny afo, tahaka ny efa renao, ka velona ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa efa nisy firenena nandre ny feon’Andriamanitra niteny avy tao amin’ny afo, tahaka izay renao va, nefa velona ihany?
malagasy
Moa efa nisy firenena nandre ny feon'Andriamanitra niteny tao amin'ny afo, tahaka ny efa renao, ka velona ihany?