Deuteronomy 4:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nampahitany izany, mba hahafantaranao fa NY TOMPO no Andriamanitra ary tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nanehoana izany, mba hahafantaranao, fa i Iaveh no Andriamanitra, ary tsy misy hafa afa-tsy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo no nampahitany an’izany mba hahafantaranareo fa ny TOMPO no Andriamanitra, sady tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy Bible 1865
Hianao no nampahitainy izany, mba hahafantaranao fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nampahitany izany, mba hahafantaranao fa NY TOMPO no Andriamanitra ary tsy misy afa-tsy Izy.
malagasy
Hianao no nampahitainy izany, mba hahafantaranao fa Jehovah no Andriamanitra, fa tsy misy afa-tsy Izy.