Deuteronomy 4:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao ary tetỳ ambonin’ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny dia efa renao avy tao afovoan’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandre anao ny feony avy any an-danitra hampianatra anao Izy, sy nampiseho anao ny afony lehibe teto an-tany; ary nandre ny teniny tao anatin’ny afo ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy tany an- danitra no nampandrenesany anareo ny feony hananarany anareo, ary teto ambonin’ny tany no nanehoany anareo ny afony lehibe; ka tao anatin’izany afo izany no nandrenesanareo Azy niteny.
Malagasy Bible 1865
Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao; ary teo ambonin'ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny efa renao avy tao afovoan'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao ary tetỳ ambonin’ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny dia efa renao avy tao afovoan’ny afo.
malagasy
Avy tany an-danitra no nampandrenesany anao ny feony hananarany anao; ary teo ambonin'ny tany no nanehoany anao ny afony lehibe; ary ny teniny efa renao avy tao afovoan'ny afo.