Deuteronomy 4:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny taranany mandimby azy, dia Izy tenany no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny heriny lehibe,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny fitiavany ny razanao, dia nifidy ny fara mandimby azy ireo izy, ka nampivoaka anao avy tany Ejipta, tamin’ny nitoerany tao aminao sy ny heriny lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny TOMPO tia ireo razambenareo sady nifidy anareo taranaka amam-parany, dia Izy mihitsy no nitondra anareo hiala tany Ejipta ka nomba anareo tamin-kery lehibe;
Malagasy Bible 1865
Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy, dia Izy no nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny heriny lehibe,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny taranany mandimby azy, dia Izy tenany no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta tamin’ny heriny lehibe,
malagasy
Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy, dia Izy no nitondra anao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny heriny lehibe,