Deuteronomy 4:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany dia nanokana tanàna telo tany andafy atsinanan’i Jordana i Mosesy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany i Môizy dia nanokana tanàna telo any an-dafin’i Jordany any atsinanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany i Mosesy dia nanokana tanàna telo tany andafy atsinanan’i Jôrdàna
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay Mosesy dia nanokana tanàna telo any an-dafy atsinanan'i Jordana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany dia nanokana tanàna telo tany andafy atsinanan’i Jordana i Mosesy,
malagasy
[Ny nanendrena tanàna telo handosiran'izay nahafaty olona tsy nahy] Ary tamin'izay Mosesy dia nanokana tanàna telo any an-dafy atsinanan'i Jordana,