Deuteronomy 4:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba handosiran’izay nahafaty tsy nahy ny namany sady tsy nankahala azy talohan’io. Ho velona io mpamono tsy nahy io raha mandositra any amin’iray amin’ireo tanàna ireo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho fialofan’izay nahafaty ny namany tsy nahy, fa tsy fahavalony teo aloha, mba ho velona aina izay mandositra amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba handosiran’izay nahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha. Ho velona izany mpamono olona izany, raha mandositra ao amin’ny anankiray amin’ireo tanàna ireo:
Malagasy Bible 1865
mba handosiran'izay nahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha, dia ho velona izy raha mandositra ao amin'ny anankiray amin'ireo tanàna ireo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba handosiran’izay nahafaty tsy nahy ny namany sady tsy nankahala azy talohan’io. Ho velona io mpamono tsy nahy io raha mandositra any amin’iray amin’ireo tanàna ireo,
malagasy
mba handosiran'izay nahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha, dia ho velona izy raha mandositra ao amin'ny anankiray amin'ireo tanàna ireo: