Deuteronomy 4:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Bazera any an-tany efitra, amin’ny tany lemaka, ho an’ny Robenita; i Ramota-Gileada, ho an’ny Gadita; ary i Golana any Basana, ho an’ny Manasita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Bôsôra any an’efitra amin’ny tany lemaka ho an’ny Robenita; i Ramôta any Galaada ho an’ny Gadita; ary i Gôlàna any Basàna ho an’ny Manasita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia i Betsera, eo amin’ny lembalemba any an-taniefitra, ho an’ny Reobenita; i Ramôta any Gilehada, ho an’ny Gadita; ary i Gôlàna any Basàna, ho an’ny Manasita.
Malagasy Bible 1865
dia Bazera any an-efitra, amin'ny tany lemaka, an'ny Robenita; ary Ramota-gileada an'ny Gadita; ary Golana any Basana an'ny Manasita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Bazera any an-tany efitra, amin’ny tany lemaka, ho an’ny Robenita; i Ramota-Gileada, ho an’ny Gadita; ary i Golana any Basana, ho an’ny Manasita.
malagasy
dia Bazera any an-efitra, amin'ny tany lemaka, an'ny Robenita; ary Ramota-gileada an'ny Gadita; ary Golana any Basana an'ny Manasita.