Deuteronomy 4:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao ny lalàna izay nalahatr’i Mosesy teo anatrehan’ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lalàna nambaran’i Môizy teo anatrehan’ny zanak’i Israely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lalàna naroson’i Mosesy tamin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no lalàna izay nalahatr'i Mosesy teo anatrehan'ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao ny lalàna izay nalahatr’i Mosesy teo anatrehan’ny Zanak’Israely.
malagasy
[Fitarihan-teny nataon'i Mosesy ny amin'ny lalàna] Ary izao no lalàna izay nalahatr'i Mosesy teo anatrehan'ny Zanak'Isiraely.