Deuteronomy 4:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao ny teny vavolombelona sy didy ary fitsipika izay nambaran’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely, rehefa niala avy tany Ejipta izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia didy aman-dalàna sy fitsipika nomen’i Môizy ny zanak’i Israely tamin’ny nivoahany tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no baiko sy lalàna amam-pitsipika izay nambaran’i Mosesy taminy, fony ireo tafavoaka an’i Ejipta
Malagasy Bible 1865
Izao no teni-vavolombelona sy didy ary fitsipika, izay nambaran'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao ny teny vavolombelona sy didy ary fitsipika izay nambaran’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely, rehefa niala avy tany Ejipta izy.
malagasy
Izao no teni-vavolombelona sy didy ary fitsipika, izay nambaran'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy,