Deuteronomy 4:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany andafin’i Jordana izany, tao an-dohasaha tandrifin’i Bety-Peora, tao amin’ny tanin’i Sihona, ilay mpanjakan’ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen’i Mosesy sy ny Zanak’Israely, rehefa niala avy tany Ejipta izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tany an-dafin’ny Jordany tao an-dohasaha tandrifin’i Bety-Fogôra, amin’ny tanin’i Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, nonina tao Hesebona, izay noresen’i Môizy sy ny zanak’i Israely tamin’ny nivoahany tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tody tany andafy atsinanan’ny ony Jôrdàna; teo an-dohasaha tandrifin’i Bety-Pehôra ny Israelita tamin’izay, tao amin’ny tanin’i Sihôna izay mpanjaka amôrita nonina tao Hesbôna. Nony tafavoaka an’i Ejipta i Mosesy sy ny Israelita, dia nandresy an’i Sihôna
Malagasy Bible 1865
tany an-dafin'i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin'i Beti-peora, tao amin'ny tanin'i Sihona, ilay mpanjakan'ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany andafin’i Jordana izany, tao an-dohasaha tandrifin’i Bety-Peora, tao amin’ny tanin’i Sihona, ilay mpanjakan’ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen’i Mosesy sy ny Zanak’Israely, rehefa niala avy tany Ejipta izy.
malagasy