Deuteronomy 4:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahazo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin’ny Amorita, izay tany andafy atsinanan’i Jordana, izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naka ny tanin’io ho fananany izy ireo mbamin’ny an’i Oga mpanjakan’i Basàna, dia ny mpanjaka roa tamin’ny Amôreana, an-dafin’i Jordany any atsinanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nahazo ny taniny mbamin’ny tanin’i Hôga mpanjakan’i Basàna. I Sihôna sy i Hôga no mpanjaka amôrita anankiroa tamin’iny andafy atsinanan’i Jôrdàna iny.
Malagasy Bible 1865
ka dia azony ny tanin'i Sihona sy ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin'ny Amorita, izay tany an-dafy atsinanan'i Jordana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahazo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin’ny Amorita, izay tany andafy atsinanan’i Jordana, izy,
malagasy
ka dia azony ny tanin'i Sihona sy ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin'ny Amorita, izay tany an-dafy atsinanan'i Jordana,