Deuteronomy 4:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hatrany Aroera, izay ao amoron’ny lohasahan-driaka Arnona ka hatrany amin’ny tendrombohitra Siona na Hermona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’i Aôera amoron’ny ranon-driaka Arnôna, ka hatramin’ny tendrombohitra Siôna, dia Hermôna izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tany azon’ny Israelita kosa dia manomboka any Harôhera, izay ao amoron’ny lohasahan-driaka Arnôna, ka miafara any amin’ny tendrombohitra Siôny na hoe Hermôna,
Malagasy Bible 1865
hatrany Aroera, izay ao amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, ka hatramin'ny tendrombohitra Siona (Hermona izany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hatrany Aroera, izay ao amoron’ny lohasahan-driaka Arnona ka hatrany amin’ny tendrombohitra Siona na Hermona,
malagasy
hatrany Aroera, izay ao amoron'ny lohasahan-driaka Arnona, ka hatramin'ny tendrombohitra Siona (Hermona izany),dia ny tani-hay rehetra any an-dafy atsinanan'i Jordana ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay eo ambodin'i Pisga.