Deuteronomy 4:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny tany ngazana manontolo any andafy atsinanan’i Jordana ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana eo an-tsisin’i Pisga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny Arabaha rehetra an-dafin’i Jordany, any atsinanana, ka hatramin’ny Ranomasin’ny Arabaha eo ambodin’i Fasgà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mahafaoka ny faritany Harabà manontolo atsinanan’i Jôrdàna ka tafapaka hatrany amin’ny Ranomasina Maty eo am-bodin’ny tendrombohitra Pisgà.
Malagasy Bible 1865
dia ny tani-hay rehetra any an-dafy atsinanan'i Jordana ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay eo ambodin'i Pisga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny tany ngazana manontolo any andafy atsinanan’i Jordana ka hatrany amin’ny ranomasin’ny tany ngazana eo an-tsisin’i Pisga.
malagasy
dia ny tani-hay rehetra any an-dafy atsinanan'i Jordana ka hatramin'ny ranomasina amin'ny tani-hay eo ambodin'i Pisga.