Deuteronomy 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ny tany izay hidiranareo holovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa notoroako didy amam-pitsipika ianareo araka ny nandidian’i Iaveh ahy hitandremanareo izany any amin’ny tany hidiranareo hanananareo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Araka izay nandidian’ny TOMPO Andriamanitro ahy, indro ianareo efa nampianariko lalàna amam-pitsipika hotanterahinareo any amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana.»
Malagasy Bible 1865
Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin'ny tany izay efa hidiranareo holovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian’NY TOMPO Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ny tany izay hidiranareo holovana.
malagasy
Indro, efa nampianariko didy sy fitsipika ianareo, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin'ny tany izay efa hidiranareo holovana.