Deuteronomy 4:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo sy tanteraho izany fa izany no ho fahendrenareo sy ho fanananareo saina eny imason’ny firenen-tsamihafa; fa handre izany lalàna rehetra izany izy ireny ka hiteny hoe: Olona hendry sy mahira-tsaina tokoa io firenena lehibe io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tandremo sy tanteraho izany, fa izany no saina amam-pahendrena ho anareo eo imason’ny firenena izay handre izany lalàna rehetra izany, ka ho vaky hoe: Vahoaka hendry sy manan-tsaina tokoa io firenena lehibe io!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tandremo sy tanteraho izany, fa hiheverana anareo ho hendry sy manan-tsaina eo imason’ny firenen-kafa; handre ireny lalàna rehetra ireny mantsy izy ka ho loa-bolana hoe: «Mba vahoaka hendry sy manan-tsaina tokoa io firenena lehibe io!»
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo ary ataovy izany, fa izany no ho fahendrenareo sy ho fanananareo saina eny imason'ny firenen-tsamy hafa; fa handre izany lalàna rehetra izany izy ka hanao hoe: Olona hendry sy manan-tsaina tokoa io firenena io
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo sy tanteraho izany fa izany no ho fahendrenareo sy ho fanananareo saina eny imason’ny firenen-tsamihafa; fa handre izany lalàna rehetra izany izy ireny ka hiteny hoe: Olona hendry sy mahira-tsaina tokoa io firenena lehibe io.
malagasy