Deuteronomy 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana andriamanitra akaiky azy tahaka NY TOMPO Andriamanitra amin’izay rehetra iantsoantsika Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza tokoa moa no firenen-dehibe hanana andriamanitra akaiky azy, tahaka ny maha-akaikintsika an’i Iaveh Andriamanitsika isaky ny iantsoantsika azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aiza no misy firenena, na dia lehibe aza, manana andriamanitra akaiky azy, tahaka ny maha akaiky antsika ny TOMPO Andriamanitsika, Izay mamaly isaky ny antsoina?
Malagasy Bible 1865
Fa iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana andriamanitra akaiky azy tahaka an'i Jehovah Andriamanitra amin'izay rehetra iantsoantsika Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana andriamanitra akaiky azy tahaka NY TOMPO Andriamanitra amin’izay rehetra iantsoantsika Azy?
malagasy
Fa iza no firenena, na dia lehibe aza, no mba manana andriamanitra akaiky azy tahaka an'i Jehovah Andriamanitra amin'izay rehetra iantsoantsika Azy?