Deuteronomy 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa kosa mitandrema ianao, tandremo tsara ny tenanao, fandrao hohadinoinao ny zavatra izay efa hitan’ny masonao, na andrao miala amin’ny fonao izany, amin’ny andro rehetra iainanao. Ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa mitandrema tena ianao, ary tandremo tsara ny fanahinao, fandrao manadino ny zavatra hitan’ny masonao, na mamela azy hiala amin’ny fonao, na dia indray andro amin’ny fiainanao aza, fa ampianaro ny zanakao aman-jafinao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa kosa mitandrema ianareo ka miambena tena fandrao hanadino ny zavatra efa hitanareo maso na hamela izany hiala tao am-ponareo, amin’ny andro rehetra hiainanareo; fa ampahafantaro ny zanakareo aman-jafinareo izany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa kosa mitandrema ianao, ka tandremo tsara ny fanahinao, fandrao hadinoinao ny zavatra izay efa hitan'ny masonao, ary andrao miala amin'ny fonao izany, amin'ny andro rehetra hiainanao, fa ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa kosa mitandrema ianao, tandremo tsara ny tenanao, fandrao hohadinoinao ny zavatra izay efa hitan’ny masonao, na andrao miala amin’ny fonao izany, amin’ny andro rehetra iainanao. Ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao izany.
malagasy