Deuteronomy 5:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso ny Israely rehetra i Mosesy ka niteny taminy hoe: Ry Israely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio dia ianaro ireo, ary tandremo ny fankatoavana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso an’i Israely i Môizy ka nanao taminy hoe: «Henoy, ry Israely, ny didy amam-pitsipika ampandrenesiko anao anio; ianaro izany, ary araho amim-pitandremana tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novorîn’i Mosesy ny Israelita rehetra ka nilazany hoe: –Ry Israelita, henoy ny lalàna amam-pitsipika izay ampitaiko ho renareo anio; ianaro ireo àry imasoy ny fanatanterahana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianaro ireo, sy mitandrema mba hankatò azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso ny Israely rehetra i Mosesy ka niteny taminy hoe: Ry Israely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio dia ianaro ireo, ary tandremo ny fankatoavana azy.
malagasy
[Ny amin'ny Didy Folo] Ary Mosesy niantso ny Isiraely rehetra ka nanao taminy hoe: Ry Isiraely ô, mihainoa ny didy sy ny fitsipika izay lazaiko eto anatrehanareo anio, ka ianaro ireo, sy mitandrema mba hankatò azy.