Deuteronomy 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa kosa mamindra fo amin’ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mamindra fo amin’ny taranaka arivo mifandimby kosa, amin’izay tia Ahy sy mitandrina ny didiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa kosa amin’izay tia Ahy sy mitandrina ny didiko, dia mamindrafo hatrany amin’ny taranaka faharivo Aho.
Malagasy Bible 1865
nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa kosa mamindra fo amin’ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
malagasy
nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby, izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.