Deuteronomy 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny andro Sabata mba hanamasinana azy, araka izay didy nomen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitandrema ny andro sabata, mba hankamasina azy, araka ny nandidian’i Iaveh Andriamanitrao anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mitandrema ny andro sabata mba hanokananao azy ho Ahy TOMPO Andriamanitrao, araka izay nandidiako anao.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema ny andro Sabata hanamasima azy, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny andro Sabata mba hanamasinana azy, araka izay didy nomen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Mitandrema ny andro Sabata hanamasima azy, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao.